Teny iditra | 1 basipoleta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a pistol, a revolver |
Voambolana |
5 Miaramila |
Singan-teny | 6 basy, poleta |
Tovy hevitra | 7 poleta |
Mpanahaka | 8 basypoleta |
Fivaditsoratra | 9 basipoleta, basy poleta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |