Teny iditra basirano (basy, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A syringe. [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/10/30