|
|
|
|

Teny iditra1  basirano
Singan-teny  2  basy, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A syringe.
Voambolana  6  Fahasalamana

Fivaditsoratra  7  basirano, borisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21