Teny iditra | 1 baskety |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. basket-ball] Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin' ny haraton' ny an-kilany avy [1.1] |
Voambolana |
4 Fanatanjahan-tena |
Tsipelina hafa | 5 basketra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |