|
|
|
|

Teny iditra1  basy maty
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] basy efa simba tsy mipoaka intsony
Enti-milaza olona tsy mahalala menatra, tsy valahara, nanaovana ny matoan-teny hoe mibasy maty: Tsy menatra manao ratsy
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415#2999] C' est un fusil détraqué. On donnait ce surnom aux personnes éhontées
Singan-teny  5  basy, maty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07