Teny iditra batemy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan' ny olona ara-panahy amin' ny fidirana ho isan' ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion' ny rano tamin' ny fahotana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Baptism [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Baptême [1.8]
 Baptême (pour les catholiques) [1.5]
Voambolana 
Tovy hevitra batisa
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: batême.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31