|
|
|
|

Teny iditra1  batera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay tabatière] Anaran' ny tongobolo fitoeran' ny paraky kisoka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a tobacco box. [Fr. Tabatière.] See tongobolo.
Tsipelina hafa  5  tabakera, tabatera
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny batera io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12