Teny iditra -bato
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vato
Ohatra 
1toharanao aho dia am-bato
am-bato hianao tsy vakiko?
[Fox: Hainteny, laharana 103]
2Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 151]

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a small boat without sails [Richardson 1885]
Ny fihaviany Frantsay: bateau.

2013/09/12