Teny iditra batraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batraka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra batrabatraka

Teny iditra batraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nom d'une herbe potagère d'après J. M. Estrade, Le Tromba (1977) p.135. Vient probablement du betsileo traka. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31