Teny iditra batribatry (batry)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy
¶ Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batribatry nify ilay zazakely hitako tarỳ [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy largish, used chiefly of maize and teeth. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra batry

Teny iditra batribatry
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Merina] (se dit des gens qui ont de très grandes dents). Nom des variétés de maïs, Zea mays L. (Poaceae) à gros grains, dits « dent de cheval » ; d'importation récente (origine américaine). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Zea mays

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31