Teny iditra (1/2) | 1 batritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] an insect |
Voambolana |
4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (2/2) | 5 batritra |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza olona fetsifetsy sy fatsora, na fatritran' olona tsy azo itokiana |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] low, coarse, vulgar, immodest. See tritra. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |