Teny iditra bazara
Sokajin-teny anarana
Ohatra Ny olona manana andevo dia manam-pahefana handefa azy ao amin' ny bazara mba hokapohina amin' ny karavasy eo anatrehan' ny ambanilanitra, raha tahiny izy nangalatra, na namilivily zavatra na nilefa. [2.649]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11