Teny iditra | bazary | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka [1.1] | ||
Ohatra | Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary.
[4.27] | ||
Voambolana | Toe-karena: varotra | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: bazar. | ||
Tsipelina hafa | bazara | ||
Fivaditsoratra | barazy, bazary |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |