|
|
|
|

Teny iditra1  bebonaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] voankazo fakana menaka hosorana amin'ny loha [1.78]
4 [Betsimisaraka] Anaran-javamaniry [1.1]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20