Teny iditra | 1 bemidina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 Niko-dingidingy nanaraka iny izahay, ry zalahy amin' izany manao bemidina sy miantsoantso ao aoriana ao. [2.4] 4 Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa : manao rano tondraka ny fandroson' ny Alemana, mandrindra fihemorana "ara-tetik' ady " ny lohalaharana frantsay, nosoloana ny jeneraly komandy lehiben' ny tafika, tsy hay tohaina ny fiara mpananika aroson' ny fahavalo, nilaozan' ny Frantsay nitsoaka ny Anglisy niara-nikatroka taminy, manao bemidina manitsy an' i Parisy ny vondron-kerin' ny Alemana. [2.472] |
Fivaditsoratra | 5 bemidina, dembainy, mibedañy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |