Teny iditra Beminahy
Sokajin-teny anarana (olon' ain' ny tantara) [fitanisana]
Famaritana malagasy olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro [Ravelojaona 1937]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31