Teny iditra Beminahy
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro [1.10]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11