Teny iditra | 1 beo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo manahaka ny fibarareokan' ny ondry ka entina miantso io karazam-biby io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a word used in calling sheep. |
Voambolana |
5 Feo |
Fivaditsoratra | 6 beo, ebo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |