Teny iditra | 1 beriberia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. béribéri] Aretina mahatonga reraka sy malemy ary manirano eo amin' ny ranjo, vokatry ny tsy fisian' ny vitamina |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 5 arebireby, beriberia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |