Teny iditra besisika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany [1.1]
Anarana siantifika Megalops cyprinoides
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31