|
|
|
|

Teny iditra1  betatoato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.245#91] karazana dihin' ny Ntaolo [Bezanozano]
Ohatra  4  [2.245] Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07