|
|
|
|

Teny iditra1  bibalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' ahitra fanao fanafody, indrindra amin' ny fivalanan-dra, na fivalanana tsotra fa tsy mety mijanona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a plant used as a medicine for dysentery and diarrhea and spitting of blood.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Herbe dont la décoction est administrée contre la dysenterie et les diarrhées persistantes. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07