|
|
|
|

Teny iditra1  bihara
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-tsokatra na rere lehibe monina any andranomasina [1.1]5  soka-dranomasina [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6  tortue de mer. (fano). [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  7  bihara, rahiba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31