|
|
|
|

Teny iditra1  bilabila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] irregularity, crookedness, tortuousness
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] (duplicatif fréquentatif, plus usité)
Fototeny  6  bila
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30