Teny iditra biovara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. buvard] Fanamainan-tsoratra vao nosoratana amin' ny ranomainty, bilaotra [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: buvard.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31