Teny iditra | 1 biririoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanenon-javatra toa misiaka mandalo mafy, toy ny an' ny karavasy, baba miserana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a whiz, a buzz |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] sifflement des projectiles, de la cravache, etc. |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 bisisioka, bizizioka |
Mpanahaka | 11 rimorimo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |