|
|
|
|

Teny iditra1  bitika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo.
Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ
(Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom.
5  [1.7] diminutive, tiny; cf. kitika
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] très petit
7  [1.3] une quantité infime, chétif
Ohatra  8  Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267]
9  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
10  Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Filaza mandidy :
Sampanteny 
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  bititika
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny bitika io

Fivaditsoratra  20  bitaky, bitika, kabity, tibaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31