|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  bitsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 pitik' afo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] sparks of fire. See kilalaonafo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 étincelle [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how bitsoka

Teny iditra (2/2) 10  bitsoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 [Sihanaka] pitsoka, fipitsohana [1.78]

Fivaditsoratra  bitsoka, 13 kabitso, 14 tsiboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04