Teny iditra boadaboada (boada)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley, See boadaka, bada, bedy, boerika. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay confusion, galimatias [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra boada ~ boadaka ~ boadaboadaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31