Teny iditra boba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Betsaka, maro [1.78]
 Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nombreux, bon marché. [1.19]
Ohatra 
1Boba ny voankazo [1.1]
2Varo-boba itỳ ny eto an-tsena fa hariva ny andro no avy ny orana [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23