Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | forte enflure, grosse tumeur [Abinal 1888]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Be dia be, zavon-tany: Bobaka ny manga ao an-tsena. [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Betsimisaraka]
Plante dont les feuilles sont employées en sparterie pour la confection de nattes et sacs grossiers. On s'en sert pour emballer le charbon de bois. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
amadou. [David 1952 (takila B)]
|
|