Teny iditra bobaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Forte enflure, grosse tumeur [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra bobaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be dia be, zavon-tany: Bobaka ny manga ao an-tsena. [1.1]

Teny iditra bobaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Plante dont les feuilles sont employées en sparterie pour la confection de nattes et sacs grossiers. On s'en sert pour emballer le charbon de bois. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra bobaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Amadou. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31