Teny iditra bobohana (boboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Vontoson-drano, ampisotroina tafahoatra, atao izay hahaleo: Nobobohiny toaka lahy ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be filled to excess, to be drenched, to be satiated. [1.2]
 To be soaked, to be sated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on imbibe d'eau; qu'on dégoûte; [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : bobohana, bobohako, bobohanao, bobohany, bobohantsika, bobohanay, bobohanareo, bobohan', bobohan-, boboham-, boboha-
Ny lasa : nobobohana, nobobohako, nobobohanao, nobobohany, nobobohantsika, nobobohanay, nobobohanareo, nobobohan', nobobohan-, noboboham-, noboboha-
Ny hoavy : hobobohana, hobobohako, hobobohanao, hobobohany, hobobohantsika, hobobohanay, hobobohanareo, hobobohan', hobobohan-, hoboboham-, hoboboha-
Filaza mandidy : bobohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20