Teny iditra boboke
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo] sinibe: Ny boboke ane moa tsa matsaka ko vovo tsa mbatsy mba mañarato (Ny sinibe anie ka tsy mantsaka ary ny vovo manarato) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra boboke
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tandroy] mamo, lao voky: Ko haneñe maro o vatango fa mahabobobe [Rakotosaona 1972]

2010/04/22