Teny iditra boda
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy: Boda ny vomanga
Modaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Soft, tender
Muddy, as boggy ground
Pappy, as bananas over-ripe [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra bodaka ~ modaka

Teny iditra boda
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Matavy, dongadonga [1.78]

Teny iditra boda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fandefasana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Action d'émerger de l'eau, d'échapper [1.82]

Teny iditra boda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Solofo, tsiry [1.78]

Teny iditra boda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tandroy] Tehina, kibay vaventy be: Omeo atoy i boda koy hamakiako ty loha-e [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31