Teny iditra | 1 bodoana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be monopolized for one's own use; to be taken away from a husband |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on retient pour soi; ravie de son mari |
Fototeny | 6 bodo |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 bodoina |
Fivaditsoratra | 11 abodaño, bodoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |