Teny iditra bodoana (bodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be monopolized for one's own use; to be taken away from a husband [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on retient pour soi; ravie de son mari [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : bodoana, bodoako, bodoanao, bodoany, bodoantsika, bodoanay, bodoanareo, bodoan', bodoan-, bodoam-, bodoa-
Ny lasa : nobodoana, nobodoako, nobodoanao, nobodoany, nobodoantsika, nobodoanay, nobodoanareo, nobodoan', nobodoan-, nobodoam-, nobodoa-
Ny hoavy : hobodoana, hobodoako, hobodoanao, hobodoany, hobodoantsika, hobodoanay, hobodoanareo, hobodoan', hobodoan-, hobodoam-, hobodoa-
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20