Teny iditra | 1 bodofotsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Firakotra matevina vita amin' ny fahana vaventy landihazo na volonondry: Bodofotsy mainty ny an' ny miaramila. / Mitafy bodofotsy rehefa mangatsiaka ny olona eny ambanivohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a blanket, flannel, a coverlet made of wool. [Ar. Hura'm abiad (?), a blanket.] 5 [1.7] a blanket |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] couverture |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |