Teny iditra -body
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vody
Ohatra 
1Ny tontolo andro ry Razaimalala dia nitakoko foana teny am-body rova, ka odrey ny hafaliany nony nahita ny famoahana an-dry Randrianaivo. [2.324]
2Hafoto-pe, na eto amy ny ravim-body. [2.48]
Kamban-teny 

Teny iditra body
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  tena, vatana; fitambaran' olona na zavatra [1.17]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/06