|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -body
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vody
Ohatra  3  Ny tontolo andro ry Razaimalala dia nitakoko foana teny am-body rova, ka odrey ny hafaliany nony nahita ny famoahana an-dry Randrianaivo. [2.324]
4  Hafoto-pe, na eto amy ny ravim-body. [2.48]

Teny iditra (2/2)5  body    
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.17] tena, vatana; fitambaran' olona na zavatra

Fivaditsoratra  8  body, -body, dibo, doby

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/06