Teny iditra boeriboerika (boerika)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny tsy azo, teny tsy fantatra; fiteny misafotofoto sy miradarada sady mikorontana
¶ Fiboredehana rehefa entin-katezerana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fifanahafana   boerikerika

2009/11/04