Teny iditra (1/2) | 1 bofona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Dongadonga, botrabotra, botrefona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] chubby, plump, sturdy. Sometimes it is used as an appellative expressing fondness and familiarity, a child being addressed as Ibofona, or Rabofona. |
Teny iditra (2/2) | 5 bofona |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Feo mitsefotra tsy mitefoka, hetotra |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] prov. For etotra. |
Voambolana |
9 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 bofotra |
Mpanahaka | 13 bofotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |