Teny iditra bohaboha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vongan-javatra mibofaka sy maivana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Flocon [1.13]

Teny iditra bohaboha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Miavonavona [1.78]
  [Tanosy] Fahasahiana [1.78]
 Matin-kambo, kevokevoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Vantard [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31