|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bohy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa
Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana
Fitanana zavatr' olona amin-ditra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] an inflated and puffed up aspect, as that of a turkey cock; obstinacy, a swaggering appearance.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  bohy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] use only in the following: mibohy

Teny iditra (3/3)12  bohy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre.
15  [1.196] Commiphora sp. (Buraseraceae). Arbre renflé, à bois blanc très mou ; impropre à la menuiserie ou à la charpente. [Sakalava]
Voambolana  16  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18  bohi, bohy, hibo, hobi, hoby

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21