Teny iditra |
bokaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ditin' akondro mora mirehitra raha vao maharay tselatr' afo avy amin' ny vato kapaika izay nampifampikasohina [1.1]
|
| Vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Tinder made of fibres of the banana. (Prov.) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Amadou tiré du bananier [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
bokaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Pentopetia alba Jum. & H. Perrier (Apocynaceae). Décoction réputée tonique et collagogue. Administrée dans les maladies de foie.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Pentopetia alba |
Voambolana |
|
Teny iditra |
bokaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Butte de terre. [1.19]
|
|