Teny iditra bokatraka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny soratra vaventy mibakabaka na rary misy elanelany be, na rary na tenona be maso [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy large, used of the wick of a candle. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra bokatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31