|
|
|
|

Teny iditra1  bokitse
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Nofo ao anatin' ny voan-tsatrana lena
Voambolana  4  Haizavamaniry: voankazo

Fivaditsoratra  5  bitsoke, bokitse, botsike

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21