Teny iditra | 1 bokotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a button. [Eng. Button.] 5 [1.7] [French bouton] a button. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] [français bouton] bouton |
Ohatra |
7 Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471] 8 Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4] 9 Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643] |
Voambolana |
10 Toe-karena: zaitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 bokotra, katrobo, oktobra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |