| Teny iditra (1/4) | 1 boky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a book
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 livre
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 7 Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 9 boky |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 votry, tranombitsika
[Taimoro]
[1.78] |
| Voambolana | 12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/4) | 13 boky |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Biby mampinono mpamono voalavo
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 boky boky
[2.504] |
| Voambolana | 17 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 18 bokyboky |
| Kamban-teny rehetra | 19 boky boky |
| Teny iditra (4/4) | 20 boky |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Anaram-borona, sadakely
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 23 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | 24 biko, boky, 25 kibo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|