Teny iditra (1/4) | 1 boky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] a book |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] livre |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Teny iditra (2/4) | 17 boky |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taimoro]
votry, tranombitsika |
Voambolana |
20 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (3/4) | 21 boky |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] [Sakalava]
Biby mampinono mpamono voalavo |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [2.504] bokyboky |
Voambolana |
25 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 26 boky boky |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 28 boky |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.78] [Tanosy]
Anaram-borona, sadakely |
Voambolana |
31 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 32 biko, boky, kibo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |